Skip to search.

Breaking News Visit Yahoo! News for the latest.

×Close this window

seraseragasyCA · Gasy Canada

The Yahoo! Groups Product Blog

Check it out!

Group Information

  • Members: 333
  • Category: Malagasy
  • Founded: Jan 6, 2002
  • Language: Other
? Already a member? Sign in to Yahoo!

Yahoo! Groups Tips

Did you know...
Hear how Yahoo! Groups has changed the lives of others. Take me there.

Messages

Advanced
Messages Help
Messages 8980 - 9010 of 10205   Oldest  |  < Older  |  Newer >  |  Newest
Messages: Show Message Summaries Sort by Date ^  
#8980 From: Fifohazana Malagasy Kanada <fifohazanamalagasykanada@...>
Date: Mon Nov 2, 2009 1:28 am
Subject: Asam-pifohazana - Montréal - 07 novambra 2009 @ 2ora tolakandro‏
fifohazanama...
Send Email Send Email
 
Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo,
"Indro ataontsika fa sambatra izay efa naharitra. Efa renareo ny faharetan'i Joba, ary efa hitanareo ny faran'ny nataon'ny Tompo taminy, fa miantra indrindra ny Tompo sady be famindrampo." (Jakoba 5 : 11).

 
Mampatsiahy antsika fa ny fotoam-pifohazana dia hatao @ Asabotsy 07 novambra 2009 ho avy izao @ 2ora tsy diso. Toerana : "Ascension Lutheran Church 865 rue Jarry Ouest, Montreal, H3N 1G8 (plan)

 
Raha mila fanazavana fanampiny ianao na fanamarihana na zavatra hafa dia aza misalasala manoratra amin'ity emailaka ity:
 
Ny fiadanan'ny Tompo anie ho amintsika mandrakariva.
Ny mpandrindra


The new Internet Explorer® 8 - Faster, safer, easier. Optimized for Yahoo! Get it Now for Free!

#8981 From: Mline Razafindravao <m.razafindravao@...>
Date: Wed Nov 4, 2009 3:51 pm
Subject: test
m.razafindravao
Send Email Send Email
 
test
 
Mline smr


#8982 From: Mline Razafindravao <m.razafindravao@...>
Date: Wed Nov 4, 2009 8:20 pm
Subject: Teny fisaorana.
m.razafindravao
Send Email Send Email
 
Ry havana, tapaka sy namana,
 
Faly miarahaba antsika indray.
 
 Nampihetsi-po tokoa ny nahita antsika tonga tamin'ny lamesa izay natao ny alahady 1er novambra teo.Koa dia manolotra fisaorana eram-po eran-tsaina anareo rehetra tamin'ny fahatognavanareo nahafoy fotoana ary namaly ny antso noho ny fitiavana ny fiarahana mivavaka.
 Isaorana koa i Mompera Jean-Claude izay tsy nisalasala nanaiky nitarika ny SORONA MASINA, ary isika rehetra nifandrimbona ka nahatomombana ny fotoana.
 
  Tsy adino koa ny misaotra anareo izay tsy tonga noho ny adidy sy andraikitra maro samihafa, kanefa dia niombom-panahy tamin'izany fiarahana izany.
  Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anareo tsirairay avy ary homba anareo. Izy anie hitso-drano sy hitsimbina ny fiainanareo  lalandava.
 
   Ny LAMESA manaraka moa dia ny alahady 6 desambra manomboka amin'ny roa ora tolakandro ao amin'io toerana farany io ihany: Ny  FIANGONANA Marie-Reine-des-Coeurs, 5905 Rue TURENNE  H1M 1N4 Montral Qc. Koa dia mirary sy manantena ny fahatongavantsika.
 
    Aorian'ny lamesa moa dia hisy ny fiarahana miala hetaheta toy ny efa mahazatra. Koa iangaviana isika izay afaka mba samy hitondra  collation kely toy ny jus na zavatra hafa izay voarimbon'ny tanana, ary dia raisina antanan-droa, misaotra antsika mialoha.
 
Hohararaotina koa izany fotoana izany mba hifampizarana ny vaovao isan-karazany, ary indrindra hifanakalozana mikasika ny fanatsarana ny fikarakarana ny SORONA MASINA manaraka satria lanja miakatra ny fiainana. Nympikarakara moa mpikarakara ihany, fa isika rehetra no samy tompony.
 
 Dia samy ho tahin'Andriamanitra daholo, hifankahita soa aman-tsara amin'ny 6 desambra tolakandro.
                                        Ny mpikarakara Masera Mline Razafindravao smr.
    


#8983 From: "sjmc.communication" <sjmc.communication@...>
Date: Thu Nov 5, 2009 2:21 am
Subject: Preparez vous!!!! Soire Tropicale SJMC J-3
sjmc.communi...
Send Email Send Email
 
Voici ce que nous offrirons :

- Une occasion unique de commencer la soire par des cours de
Bachata, Meringue et Salsa ds 19h30

- L'extase d'une soire aux couleurs des tropiques en passant par des
musiques latines, africaines et surtout MALAGASY ds 21h00.

- Un moment de volupt exceptionnelle en voyageant dans le sud et
vivre l'ambiance chaleureuse en 6H de temps!!!

- Une consommation gratuite pour les membres EN REGLE

- Spciaux boissons entre 21h  minuit :
Pichet de bire 9$
Pichet de sangria 14$
Pinte de bire 4.50$
4 shooters pour 5$ (shooters slectionns).

- Tirage PRIX DE PRESENCE : 3 gagnants s'offriront des certificats
cadeaux d'une valeur de 100$ du :

- Restaurant Baton Rouge (Complexe Desjardins)
- SkySpa Quartier 1030
- Restaurant Firegrill (Rue Stanley ou Boulevard Cote Vertu)

- Animations diverses

Alors Rendez-vous

Au : Club Le Gymnase : 410 Rachel Est, (coin Saint-Denis), Montral,
Qc.

Ce samedi

Admission 18+ : 10 $


SJMC.
www.tanora-canada.org

#8984 From: Pierre Hubertin ANDRIANIRINA <pierre_hubertin@...>
Date: Thu Nov 5, 2009 8:15 am
Subject: LAMESA QUEBEC CITY ALAHADY 08 NOVAMBRA 2009 - 10 ora maraina
pierre_hubertin
Send Email Send Email
 
 

SORONA MASINA ISAM-BOLANA

Alahady faha-32  mandavantaona - 8 Novambra 2009


Lohahevitra :

" Izay tia, mahafoy "

 
Manasa antsika rehetra ho tonga hanaritra ny sorona masina izay atao isam-bola isaka ny alahady voalohan'ny volana aty Quebec.

Oviana ? : Alahady 08 novambra 2009
Aiza ? : Quebec City
  • Toerana ivavahana : 815, avenue Monk, Quebec (QC) - Chappelle
  • Toerana iarahana misakafo sy mikorana : 824, avenue Monk, Quebec (QC)
Amin'ny firy ? : 10 ora maraina tsy diso
Ny mpitarika ny fotoana ? : Pretra Ludovic
Famerenan-kira ? : 9 ora latsaka fahefany.
Fandaminana ny seza : 9 ora sy sasany.

Hisy ny fiarahana misakafo sy fiarahana korana ny alahady atoandro sahala amin'ny mahazatra aorian'ny fotoam-bavaka (ao amindry zareo Jsuite ihany). Samia mitondra sakafo izay tiany ho entina. Afaka mitondra zava-maneno ihany koa.

Aza hadino ny mifampilaza. Raha misy tsy afaka ny hanatrika ny fotoana fiarahana mivavaka dia afaka tonga foana raha toa ka te hiaraka hisakafo ... sy hikorana (karaoke, hirahira). Tsy misy bedy.

________________________________________________________

Toy izao ny fandaharam-potoana (H = fihirana Hasina) :

FIDIRANA : Miantso anao  H50 and 1-2

FIFONANA :  Tompo o, mamindra fo aminay (Ganapini)

VONINAHITRA : Voninahitra Voninahitra H152

VAKINTENY  I: I Mpanjaka 17, 10-16.

SALAMO 94: Sambatra izay noana H207 and 1-3

VAKINTENY II: Hebrio 9, 24-28.

FIHOBIANA: Aleloia, aleloia, ny vaovao mahafaly.

EVANJELY: Mk 12, 38-44.

TORINTENY:

FIEKEM-PINOANA: Averina eto indray H158

RANOMBAVAKA: Ray o, mamindra fo ianao

FANOLORANA: Ry Tompo Zanahary  H176  and 1-2-3

MASINA: Masina, masina, masina ny Tompo ... (Beso)

FIHOBIANA: Fitiavana (Njila)

RAINAY: Raisintsika ny Fanahy (tonga dia vavany)

FIADANANA:  Omeo fitiavana and 1

ZANAK'ONDRY:  Zanak'ondrin'Andriamanitra (Beso)

KOMONIO:  Tsy ny ahiahy H121 and 1-2

FISAORANA: Misaotra anao  (Saholimalala)

FANIRAHANA:   O Maria o, mba tantano


_______________________________________________________________________


Mpitarika ny lamesa : Ludovic

Mpanentana : Miryam

Vakiteny voalohany : Angelick

Vakiteny Faharoa : Haja (Rakotoarison)

Ranombavaka : Izay te handray anjara

Zava-maneno : Arinala, Tantely, Ratam


Fampahatsiahivana : Aza hadino ny manomana ilay ranom-bavaka sy mandefa azy any amin'i Ratam hono. 



Pierre Hubertin ANDRIANIRINA
#16-1225, rue de la Colline
L'Ancienne-Lorette (QC)
CANADA G2E 3S1
www.ivonea.org
--------
Putting Your Energy To good Use






1 of 1 File(s)


#8985 From: FPMC <fpm_c@...>
Date: Thu Nov 5, 2009 11:42 pm
Subject: Famangiana fahoriana, Fianakaviana RAZAKARIA
fpm_c
Send Email Send Email
 

 

Ry Mpiray tanindrazana rehetra sy mpiara-monina aty Canada

 

 "Miaraha ory amin'izay ory"

 

 Hilazàna isika namoy ny renininy i Nivo Razakaria, vadin’i  Pasteur-n’ny adventista Razakaria Daniel ,

Ny fandevenana dia efa vita tany an-tanidrazana.

Ny famangiana ny fianakaviana dia ho tanterahina ny Alahady 08 Novambra 2009  amin'ny  sasany 6 ora hariva .  

 

Ny toerana dia :

 1455, rue Beauharnois #6,

 Longueil. (J4M 1W2)

 

Aoka ho mari-potoana sy hifampilaza.

Dia samy hitondra am-bavaka ny fianakaviana, hitondra fankaherezana.

 

Ny mpikarakara

 



Looking for the perfect gift? Give the gift of Flickr!

#8986 From: Fifohazana Malagasy Kanada <fifohazanamalagasykanada@...>
Date: Fri Nov 6, 2009 9:22 pm
Subject: Rappel: Asam-pifohazana - Montréal - 07 novambra 2009 @ 2ora tolakandro‏
fifohazanama...
Send Email Send Email
 
FAMPATSIAHIVANA
Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo,
"Indro ataontsika fa sambatra izay efa naharitra. Efa renareo ny faharetan'i Joba, ary efa hitanareo ny faran'ny nataon'ny Tompo taminy, fa miantra indrindra ny Tompo sady be famindrampo." (Jakoba 5 : 11).

 
Mampatsiahy antsika fa ny fotoam-pifohazana dia hatao @ Asabotsy 07 novambra 2009 ho avy izao @ 2ora tsy diso. Toerana : "Ascension Lutheran Church 865 rue Jarry Ouest, Montreal, H3N 1G8 (plan)

 
Raha mila fanazavana fanampiny ianao na fanamarihana na zavatra hafa dia aza misalasala manoratra amin'ity emailaka ity:
 
Ny fiadanan'ny Tompo anie ho amintsika mandrakariva.
Ny mpandrindra


All new Yahoo! Mail - Get a sneak peak at messages with a handy reading pane.

#8987 From: "sjmc.communication" <sjmc.communication@...>
Date: Mon Nov 9, 2009 4:20 pm
Subject: Remerciement soire tropicale 10 anniversaire SJMC!
sjmc.communi...
Send Email Send Email
 

Bonjour,

 

La SJMC tient remercier tous ceux qui ont contribu de prs ou de loin sa soire tropicale 10 anniversaire du 07 novembre.

 

Un grand merci Son Excellence, Mr l'ambassadeur de Madagascar au Canada, Monsieur Horace Constant, d'avoir t des ntres.

 

Merci aux fondateurs, aux anciens bureaux, aux membres de la SJMC, aux DJ et surtout vous tous!

 

Merci du fond du coeur et nous esprons que vous serez encore des ntres pour nos prochaines activits.

 

La soire s'est droule dans la bonne humeur et dans une franche ambiance de camaraderie.

 

A bientt.

Le bureau de la SJMC.




#8988 From: R haj <rhaj@...>
Date: Mon Nov 9, 2009 10:11 pm
Subject: gripa H1N1
r_haj
Send Email Send Email
 
manahoana daholo
 
 
Te mba hitsapa ny hevitrareo @ ity H1N1 sy ny vaksiny aho..
 
Rahefa nivenjiveny aho dia ireto ny fahazoako azy sy ny conclusion-ko... mba ahitsio raha diso, dia mba zarao koa ny fijerinao.
 
1- ny olana @ilay gripa H1N1 hono (na ny araky ny voavakiko) dia "trs contagieuse", ary raha "vulnerable" no voany dia voa mafy. Ny "pic" hisehoan'ny gripa dia Nov-Dec. Ilay virus dia "mandoaka" ny avokavoka, izay tafiditry ny rano, ka lasa pneumonia.
 
2- ny olana @ ilay vaksiny misy/tsy misy adjuvant na mercure (izay mety/na tsia miteraka aretina hafa) ary hoe tsy mbola feno (na efa feno) ny fahalalana azy... dia arakaraka ny tianao ho raisina ao
 
Ka rahefa izany, dia raha zahay aloha, dia TSY hanao ilay vaksiny... h@ izao (satria tsy categorie-n'ny vulnerable). Ny mpiara-monina vulnerable efa vita vaksiny aby. Fa ny atao dia:
- manasa tanana, manakobana vava sy orona, manao gararaka @ ranon-tsira matetika
- dia misakafo tsara, matory tsara, manao exercice tsara ets...
- dia mitandrina tsara fa raha vao mikohoka, ka mbola miharatsy ilay kohaka ny ampitso, na sarotsarotra ny fiaina, dia mankany @ hopitaly.
 
 
mandrapiresaka
 
haja


Get Windows 7 for only $39.99-CDN College or University students only. This offer ends Jan 3-upgrade now!

#8989 From: michel philippe <micphilippe@...>
Date: Wed Nov 11, 2009 8:05 pm
Subject: RE: gripa H1N1
micphilippe@...
Send Email Send Email
 
Bonjour,
 
Vaksiny  .... Ny ahy indray ny fahazoako ny vaksiny rehetra mihitsy dia '' prventions''. Mbola kely isika dia samy nataon'ny RAD-ntsika vaksiny daholo hiarovana @ aretina miraorao etsy sy eroa. Tsaroako ny antso avon'ny ny feon'ny fahasalamana tao @ radio: '' ataovy vaksiny ny zaza''. Ny miaramila aza manao vaksiny betsaka ary obligatoire mihitsy hono, nefa ry zareo tsy vulnrables. Ka amiko na tratry ny immunodficience ianao, izay matetika tsy fantatra raha tsy efa voan' ny aretina  (ex:pneumonie), na mihevitra fa salama vatana ihany koa dia tsy mahafaty antoka mihitsy ny manao vaksiny. Vao mainka aza tsara mampitombo ny immunit ao aminao. Misy indray ilay olona allergiques (1 cas pour milles) izay mampalahelo satria tsy mba afaka miaro tena. izay no anton'ilay miandry kely 10 min na 15min aorian'ny vaccin  hanaovan-dry zareo intervention premier soin au cas o. Fehiny, izaho indray mamporisika ny rehetra hoe manaova ihany vaksiny indrindra fa ny ankizy raha tsy te hiandry 24h minimum any @ urgence. En plus, ilay gripa mahafaty mihitsy fa tsy vitan'ny hoe sery kely mandalo fotsiny. Ny aina tsy hananam-piry  . Vaccin + vie saine = sant. En plus, eto Canada surtout rehefa hiver be virus vaovao foana. Ao ny SRAS, INFLUENZA, H 1N1 sns...
'' Mieux vaut prvenir que gurir'' hoy ny vazaha, topazy maso ange ity site ity dia ho hitanareo ny mety ho fahamarinany e! http://www.doctissimo.fr/html/dossiers/vaccination/articles/sa_8036_vaccins_rappel_adultes.htm.  
 
Bonne journe daholo!
 
Rondro

To: seraseragasyca@yahoogroups.com
From: rhaj@...
Date: Mon, 9 Nov 2009 22:11:31 +0000
Subject: [seraseragasyCA] gripa H1N1

 
manahoana daholo
 
 
Te mba hitsapa ny hevitrareo @ ity H1N1 sy ny vaksiny aho..
 
Rahefa nivenjiveny aho dia ireto ny fahazoako azy sy ny conclusion-ko... mba ahitsio raha diso, dia mba zarao koa ny fijerinao.
 
1- ny olana @ilay gripa H1N1 hono (na ny araky ny voavakiko) dia "trs contagieuse", ary raha "vulnerable" no voany dia voa mafy. Ny "pic" hisehoan'ny gripa dia Nov-Dec. Ilay virus dia "mandoaka" ny avokavoka, izay tafiditry ny rano, ka lasa pneumonia.
 
2- ny olana @ ilay vaksiny misy/tsy misy adjuvant na mercure (izay mety/na tsia miteraka aretina hafa) ary hoe tsy mbola feno (na efa feno) ny fahalalana azy... dia arakaraka ny tianao ho raisina ao
 
Ka rahefa izany, dia raha zahay aloha, dia TSY hanao ilay vaksiny... h@ izao (satria tsy categorie-n'ny vulnerable). Ny mpiara-monina vulnerable efa vita vaksiny aby. Fa ny atao dia:
- manasa tanana, manakobana vava sy orona, manao gararaka @ ranon-tsira matetika
- dia misakafo tsara, matory tsara, manao exercice tsara ets...
- dia mitandrina tsara fa raha vao mikohoka, ka mbola miharatsy ilay kohaka ny ampitso, na sarotsarotra ny fiaina, dia mankany @ hopitaly.
 
 
mandrapiresaka
 
haja


Get Windows 7 for only $39.99-CDN College or University students only. This offer ends Jan 3-upgrade now!




Nouveau Windows 7 : Simplifiez votre PC ! Trouvez le PC qui vous convient.

#8990 From: Rencontre Sportive Malagasy - RSM Québec <rsm.quebec@...>
Date: Thu Nov 12, 2009 1:26 pm
Subject: Réveillon 31 Desambra 2009 Malagasy à Montréal
rsm.quebec
Send Email Send Email
 
Iza amintsika indray no mbola tsy mahalala ny "Rencotre Sportive Malagasy" na RSM, izay fihaonambentsika Malagasy sy ireo namana aty Amerika avaratra, fanao isan-taona, ka hilalaovana Soccer, Basket-ball, Volley-ball ary Tsipy kanetibe ?

Asaina ary isika ho tonga amin’ny
Réveillon 31 Desambra 2009 Malagasy
Toerana :

CRCS St-Zotique, 75 Square Sir-George-Étienne-Cartier,
Montréal, H4C 3A1
Fotoana :
manomboka amin’ny 8 ora alina

Ny lanona dia eo ambany fitarihan’Atoa Horace Constant, Ambasadaoron’i Madagasikara eto Canada;
ary natao mba hitadiavam-bola hanatontosana ny RSM izay hatao any Québec ny 03 sy 04 Jolay 2010.
Fandaharam-potoana :
  • Hirahira
  • Alimpadihizana
  • Fisarihana Tombola
  • Sakafo Gasy

Vidimpidirana :

Lehibe : $35 raha mividy mialoha - $40 raha eo ambaravarana
Ankizy (latsaky ny 12 taona) : $15
Misy tsakitsaky sy zava-pisotro (ho zaraina maimaimpoana) miaraka amin'ny vidim-pidirana.
 
Fivarotana ny tapakila :
 
Québec : Nirina  (418-653-5028)
Alefa amintsika eto tsy ho ela ireo tompon’andraikitra hafa any  Montréal, Ottawa... ahafahantsika mividy tapakila mialoha.
 
“Mpiarahalahy miara-paly no mpifaninana idealy”





Découvrez les photos les plus intéressantes du jour!

#8991 From: FPMC <fpm_c@...>
Date: Thu Nov 12, 2009 6:34 pm
Subject: FIANARANA HIRA KRISMASY 2009 ho an'ny Ankizy - Montreal
fpm_c
Send Email Send Email
 
                            Fianarana fankalazana Hazo Noely
 
        Miarahaba amin'ny Anaran'ny Tompo
                        
Miantso ny Ray aman-dreny rehetra tsy ankanavaka izay maniry ny handefa ny zanany hiara hihira amin'ny Ankizy  amin'ny Krismasy 25 desambra fa efa manomboka ny famerenana.
 
Fotoana: Sabotsy 14 Novambra 2009 , 17h  - 18h 30
Toerana: YMCA, Pointe Saint-Charles   255, av ASH -  Montral
 
Misy ny sokajin-taona rehetra
 
        - Ankizy (lehibe sy kely) ary ny adolescents
 
(Hira, tsinjery, tantara kely sy fitendrena zavamaneno)
 
                              Lakolosin'ny Noely
                              hoy ny Hiran-jazakely....
 
                               .... Tamin'iny alina iny
                              Tsy tao antranom-bahiny.....
 
                               ...Noely inona anio
                                ry mino tadidio....!
                        
 
 
Amin'io andro io ihany koa no hamerina ny Antoko Mpihira (Chorale) manomboka amin'ny 17h 30
 
Ny mpikarakara


Looking for the perfect gift? Give the gift of Flickr!

#8993 From: "Entrepreneurs" <entrepreneursmalagasy@...>
Date: Sat Nov 14, 2009 2:55 am
Subject: 5 7 des Produits et services Malagasy
entrepreneur...
Send Email Send Email
 

Bonjour tout le monde,

 

Nous, promoteurs Malagasy tablis au Canada ; aimerions vous inviter au premier  5 7 des Produits et services Malagasy qui se droulera au nouveau restaurant Malagasy Montral :  amuse bouche TSAK TSAK , le samedi 5 dcembre 2009 prochain de 17h-19h.

 

Mettez ds maintenant cet vnement dans votre agenda. Vous y rencontrerez plusieurs entreprises et organisations Malagasy. Des promotions, de la dgustation et des prix de prsence sur place ! L'entre est gratuite ! Cocktail et boissons offerts

 

Venez soutenir les vtres ! Bientt d'autres informations !


#8994 From: "Service de communication" <communication@...>
Date: Mon Nov 16, 2009 3:30 am
Subject: retour des produits en rgions!
emadexmada
Send Email Send Email
 

Bonjour, an english message will follow

Suite la demande des clients, nous sommes heureux de vous annoncer que certains produits sont de nouveau livrables en rgion (+ de 15km du bureau d'Emadex). Vous les verrez dans les offres standards sur www.emadex.com .

Vos proches en rgion n'auront mme pas besoin de se dplacer, c'est le facteur qui s'occupera de livrer les colis ; amliorant ainsi le niveau de scurit tout en facilitant les choses pour vos proches.

Et comme toujours, nos populaires services de transfert d'argent en un clic   Quick Emadex ou les services standards d'achat de produits ou de transfert d'argent sont toujours disponibles sur www.emadex.com.

N'oubliez pas que grce Emadex Madagascar, vous pouvez galement recevoir un transfert de Madagascar, peu importe o vous tes en 48 heures!

Merci pour votre soutien et rendez-vous sur www.emadex.com.

        www.emadex.com

Modes de paiement : Carte de crdit, Paypal, Virement bancaire local, Cash et Mandat. Livraison en -1h ou 24 heures ouvrables (sauf pour les rgions loignes)

Ne depend d'aucune multinationale et plus de 3800 commandes traites.

 ==========================================================

English

Following customer demand, we are pleased to announce you that we can make delivery some productsin region (more than 15km Office). You'll see them in the standards offers on www.emadex.com .

Your loved ones in the region will not even need to travel, the factor that will come to make home delivery, which improves the level of security and makes things easier for your family.

Our popular money transfer service "QUICK EMADEX " and Standard offers  for purchasing products or transfer of money are still available.

Remember that with Emadex Madagascar, you can also receive a transfer from Madagascar everywhere you are in 48 hours!  
 
Thank you for supporting the only network 100% Malagasy and go to www.emadex.com.

Payment: Credit card, Paypal, Bank Transfer local Cash and Mandate. 1h-delivery or within 24 hours (except remote areas)
does not depend on any multinational, more than 3800 orders.


#8995 From: <entrepreneursmalagasy@...>
Date: Fri Nov 20, 2009 7:04 pm
Subject: 5 7 Malagasy le samedi 5 dcembre 2009 !
entrepreneur...
Send Email Send Email
 

Bonjour Serasera Canada,

A lapproche des temps des ftes, nous vous invitons venir au 1er 5 7 des Produits et services Malagasy  au Qubec.

 

Ce sera une occasion pour vous de connatre un peu plus les organisations malagasy aux Qubec avec lesquelles vous avez dj fait affaire

ou que vous ne connaissez peut-tre pas encore et qui pourront vous tre utiles et mme votre famille Madagascar.

Des rabais, tirage et encore dautres surprises seront au rendez-vous.

 

De plus, lentre sera gratuite et un petit cocktail sera offert en votre honneur.

 

Nous vous donnons donc rendez-vous le

Samedi 5 dcembre 2009 prochain de 17h-19h

au restaurant malagasy TSAK TSAK

280 rue Beaubien est, Montral (QC) H2S1R6 

 

Pour toutes autres informations : entrepreneursmalagasy@...  

 

BIENTT !

                       TSAK TSAK

TSAK TSAK - EMADEX - CHOCOLAT D'AILLEURS - SJMC - IVONEA - MIKALNET-...                           


#8996 From: Mline Razafindravao <m.razafindravao@...>
Date: Sat Nov 21, 2009 8:30 pm
Subject: SORONA MASINA.
m.razafindravao
Send Email Send Email
 
<< Amboaro ny lalan'Ny Tompo, ahitsio ny halehany... dia hahita ny famonjen'Andriamanitra  ny nofo rehetra.>>
Faly miarahaba antsika rehetra  amin'ny anaran'Ny Tompo, ary manasa antsika  ho tonga hiaraka hivavaka, hanatrika sy hanolotra ny SORONA MASINA izay hatao ny:
  Alahady 6  desambra 2009 amin'ny 2 ora tolak'andro.
Toerana: Fiangonana: Marie -Reine- des- Coeurs Rue Turenne H1M 1N4 Montral.
 
Hisy ny fiarahana miala hetaheta toy ny mahazatra aorian'ny fotoam-pivavahana izay arahina tafa sy dinika. Koa izay afaka mitondra collation ( tsakitsaky) na jus  dia raisina an-tanandroa amin'ny fo feno fankasitrahana.  Mifarana amin'ny 5 ora ny fotoana.
 
 Mirary sy manantena ny fahatongavantsika, ary Andriamanitra anie hitantana ny diantsika hatrany.
     Ny mpitarika ny Sorona Masina : dia  Mompera Jean-Claude.
 
      Ny Mpiandraikitra: Masera Mline Razafindravao.

 


#8997 From: Mline Razafindravao <m.razafindravao@...>
Date: Tue Nov 24, 2009 2:14 am
Subject: FANITSIANA.
m.razafindravao
Send Email Send Email
 
Miarahaba antsika  rehetra .
Azafady indrindra fa misy fanitsiana  tiako hatao ity . Tamin'ny farany teo aho nanoratra  ary nampandre antsika, fa  ny fivavahana  izay hiarahantsika  dia amin'ny 6 desambra, hadinoko anefa ny nanazava ny lalana ho an'izay  mbola voalohany no handeha any amin'ny Paroasy  Marie - Reine- des- Coeurs. Koa mbola averiko eto indray:  Marie-Reine- des- Coeurs  5905, Rue Turenne, Montral (Qc) H1M 1N4.
   Koa mbola manolotra  ny fisaorana !
                                                 Masera Mline Razafindravao.


#8998 From: FPMC <fpm_c@...>
Date: Wed Nov 25, 2009 4:59 am
Subject: FIANGONANA ALAHADY 29 NOVAMBRA Montreal
fpm_c
Send Email Send Email
 

FIANGONANA PROTESTANTA MALAGASY ETO CANADA

 

Mivavaha mandrakariva ka aza mitsahatra I Tes 5 :17 

 

Miarahaba antsika rehetra amin'ny Anaran'Ilay nandresy ny fahafatesana.

 Manainga sy miantso indray hamonjy ny fanompoam-pivavahana, fiangonana isam-bolana, izay atao ny Alahady 29 Novambra ho avy izao.

 Manomboka amin'ny 2 ora sy 15 ny famerenan-kira ary amin'ny 2 ora sy sasany ny fotoana.

Ny toerana mahazatra Fiangonana St-Luc, ao amin'ny 5790,17è Av.( coin Rosemont) Montreal.

 Ny Bus 197 Est, miainga eo amin'ny Metro Rosemont, 197 Ouest raisina eo amin'ny Metro Langelier, dia samy mijanona eo anoloan'ny trano fiangonana.

 Ny mpikarakara FPMC (Fiangonana Protestanta Malagasy eto Canada)



Be smarter than spam. See how smart SpamGuard is at giving junk email the boot with the All-new Yahoo! Mail

#8999 From: "sylrazafi" <sylrazafi@...>
Date: Thu Nov 26, 2009 9:21 pm
Subject: Sorona Masina sy fankalazana ny noely -13 desambra 2009 - Ottawa
sylrazafi
Send Email Send Email
 

Fanasana: Sorona Masina, 13 desambra 2009


<< Tsy mba mandao Andriamanitra fa fitiavana>>


Amin-kafaliana no hiarabana anareo tsirairay isan-tokatrano amin'izao alahady fahatelo amin'ny fiaviana izao. Koa manasa anareo indray ho tonga hiara-hivavaka, hanatrika ny Sorona Masina izay atao ny:

Alahady 13 desambra 2009 amin'ny roa ora sy sasany

HOLY CANADIAN MARTYRS

100 Main Street, Ottawa


Alahady farany amin'ity taona ity io ary hiarahan-tsika mianankavy mankalaza ny noely ihany koa. Ao aorian'ny lamesa dia hisy fampisehoana kely ataon'ny ankizy ary ny fiaraha-misakafo sy koranam-pianakaviana toy ny mahazatra.


Pretra Rakotoarisoa Hasina Herve s.j

Pretra Rasamimanana Gilbert o.m.j


Ny mpampita: Razafimahefa Sylviane





#9000 From: FPMC <fpm_c@...>
Date: Sat Nov 28, 2009 4:39 am
Subject: FILZANA FAHORIANA - FAMANGIANA 29 Novambra
fpm_c
Send Email Send Email
 
Ho an'ny  Mpiray tanindrazana sy ny Mpianakavin'ny finoana  aty Kanada
 
Nohon'ny fiahavanana dia mampandre antsika fa  Rakotondravohitra Jeannot sy Lalao dia namoy ny rainy niteraka azy tany Frantsa Rakotondravohitra Lucien.
Ny fandevenana dia ho tanterahana any an-tanindrazana ary ny razana dia hiainga any Paris ny Talata 01 desambra.
 
Ny famangiana dia ho tanterahana eto Montral ny Alahady 29 Novambra izao amin'ny 4 ora sy sasany aorian'ny Fotoam-pivavahana ao amin'ny glise Presbytrienne St-Luc, Blvd Rosemont (17- av).
 
Mirary fiononana ho an'ny fianakaviana.
 
Ny mpikarakara
 
 


The new Internet Explorer 8 - Faster, safer, easier. Optimized for Yahoo! Get it Now for Free!

#9001 From: "Service de communication" <communication@...>
Date: Sat Nov 28, 2009 4:13 pm
Subject: les temps des ftes arrivent...
emadexmada
Send Email Send Email
 

Bonjour, an english message will follow

Les temps des ftes arrivent et comme chaque anne, les offres spciales Nol et fin danne dEmadex seront bientt de retour.

Elles seront en ligne seulement du 04 au 20 dcembre 2009 prochain et la livraison se fera du 22 au 24 dcembre 2009 midi.

Ceux qui commandent en premier auront le plus de choix de date de livraison car notre livraison journalire est limite.

Plusieurs nouveauts vont galement tre disponibles cette anne, mais toujours avec des quantits limites.

Dici l, le populaire transfert dargent en 1 clic QUICK EMADEX est toujours disponible, tout comme nos  offres standard de transfert d'argent et de vente de produits.

Noubliez pas que nous travaillons troitement avec plusieurs partenaires pour les clients qui veulent payer en espces comme Paris (Bazar be), Marseille, Toulouse, Annemasse, Antony, Montral, Longueuil, Qubec, le Maurice, bruxelle,. Vous avez leurs coordonnes sur notre site Internet.

Toujours 100% Malagasy et ne dpend daucune multinationale.

        www.emadex.com

Modes de paiement : Carte de crdit, Paypal, Virement bancaire local, Cash et Mandat. Livraison en 24 heures ouvrables (sauf pour les rgions loignes). Plus de 3800 commandes traites!

 ==========================================================

English

The holiday season arrives and as each year Emadex special Christmas offers will be back soon.

They will be online only from 04 to 20 December 2009 and delivery will be from 22 to 24 December 2009 at noon. Those who order first will have their choice of delivery date.  Several new features will be available this year but still with limited quantities.

Until then, the popular money transfer in 1 click QUICK EMADEX is available as our standard offers money transfer and sale of products.

Remember that Emadex works closely with several partners for customers who want to pay in cash as in Paris (Bazar be), Marseille, Toulouse, Annemasse, Anthony, Montreal, Longueuil, Quebec, Mauritius, Brussels, .... You have their contact details on our website.
Always 100% Malagasy and not depend on any multinational.


Payment: Credit card, Paypal, Bank Transfer local Cash and Mandate. 1h-delivery or within 24 hours (except remote areas) , more than 3800 orders.


#9002 From: Pierre Hubertin ANDRIANIRINA <pierre_hubertin@...>
Date: Sun Nov 29, 2009 5:48 am
Subject: Lamesa eto Quebec 13 desambra 2009 ::: 10 ora
pierre_hubertin
Send Email Send Email
 

SORONA MASINA ISAM-BOLANA

Alahady faha-3 ny Fiaviana - 13 desambra2009


Lohahevitra :

" Tsy mba mandao Andriamanitra ny fitiavana "

 
Manasa antsika rehetra ho tonga hanaritra ny sorona masina izay atao isam-bola isaka ny alahady voalohan'ny volana aty Quebec.

Oviana ? : Alahady 13 desambra 2009
Aiza ? : Quebec City
  • Toerana ivavahana : 815, avenue Monk, Quebec (QC) - Chappelle
  • Toerana iarahana misakafo sy mikorana : 824, avenue Monk, Quebec (QC)
Amin'ny firy ? : 10 ora maraina tsy diso
Ny mpitarika ny fotoana ? : Pretra Ludovic
Famerenan-kira ? : 9 ora latsaka fahefany.
Fandaminana ny seza : 9 ora sy sasany.

Araka ny fanao mahazatra dia hisy ny fiarahana misakafo sy fiarahana korana ny alahady atoandro sahala amin'ny mahazatra aorian'ny fotoam-bavaka (ao amindry zareo Jsuite ihany). Samia mitondra sakafo izay tiany ho entina.

Aza hadino ny mifampilaza. Raha misy tsy afaka ny hanatrika ny fotoana fiarahana mivavaka dia afaka tonga raha toa ka te hiaraka hisakafo ... sy hikorana.


Mankasitraka e
Ny mpanentana
418 614-1616
 
Pierre Hubertin ANDRIANIRINA
#16-1225, rue de la Colline
L'Ancienne-Lorette (QC)
CANADA G2E 3S1
www.ivonea.com
---
Putting Your Energy To good Use





#9003 From: <entrepreneursmalagasy@...>
Date: Sun Nov 29, 2009 10:34 pm
Subject: rappel du 5 7 Malagasy le samedi 5 dcembre 2009 !
entrepreneur...
Send Email Send Email
 

Bonjour tout le monde,

Juste pour vous rappeler que le 1er 5 7 des Produits et services Malagasy  au Qubec aura lieu samedi prochain Montral.

 

Cest une belle occasion de se ctoyer et de rencontrer les responsables des organisations malagasy au Qubec. Des reprsentants de lAmbassade de Madagascar vont aussi tre prsents.

Vous pouvez achetez des produits sur place ou mme faire des transactions si vous le voulez.

 

Cest un vnement gratuit ouvert tout le monde et un cocktail ainsi que des mets Malagasy seront offerts en votre honneur.

 

Rendez-vous donc le

Samedi 5 dcembre 2009 prochain de 17h-19h

au restaurant malagasy TSAK TSAK

280 rue Beaubien est, Montral (QC) H2S1R6 

 

Pour toutes autres informations : entrepreneursmalagasy@...  

 

SAMEDI ET BONNE SEMAINE !

 

TSAK TSAK - EMADEX - CHOCOLAT D'AILLEURS - SJMC - IVONEA - MIKALNET-... 

                       

www.emadex.com www.chocolatdailleurs.ca www.tanora-canada.org www.ivonea.org www.mikalnet.com www.madagascar-embassy.ca


#9004 From: Mline Razafindravao <m.razafindravao@...>
Date: Mon Nov 30, 2009 6:13 pm
Subject: MAMPAHATSIARO ANTSIKA.
m.razafindravao
Send Email Send Email
 
 
MATOKIA, MIFALIA FA MPAMONJY ANDRIAMANITRA.
 
ALAHADY  FAHA - 2  Fahatongavan'Ny  Tompo.
 
Faly miarahaba antsika rehetra  amin'ny anaran'Ny Tompo, ary mampahatsiaro ihany koa :
 Fa ny  alahady 6  desambra 2009 amin'ny 2 ora tolak'andro no hiderantsika an'Andriamanitra miaraka .
Toerana: Fiangonana: Marie -Reine- des- Coeurs, 5905  Rue Turenne  Montral Qc H1M 1N4 .
 
Raha misy  mandeha metro dia ny ligne verte direction Honor-Beaugrand (EST ) dia miala eo amin'ny metro CADILLAC, mivilia amin'ny an-kavanana , misy LVATEUR eo dia miolha an-kavia dia mahita ny Fiangonana  voalohany , tohizo miakatra ihany  dia mahita ny fiangonana  faha-roa izay samy mitondra  ny anarana hoe Marie-Reine-des-Coeurs .
 
Hisy ny fiarahana miala hetaheta toy ny mahazatra aorian'ny fotoam-pivavahana . Koa izay afaka mitondra collation ( tsakitsaky) na jus  dia raisina an-tanandroa amin'ny fo feno fankasitrahana.  Mifarana amin'ny 5 ora ny fotoana.
 Andriamanitra anie hitantana ny diantsika hatrany.
 
  Mompera Jean-Claude  no hanao   ny lamesa ho antsika.  
 
      Ny Mpiandraikitra: Masera Mline Razafindravao.

 



#9005 From: <entrepreneursmalagasy@...>
Date: Tue Dec 1, 2009 3:53 am
Subject: rappel du 5 7 Malagasy le samedi 5 dcembre 2009 !
entrepreneur...
Send Email Send Email
 

Bonjour tout le monde,

Juste pour vous rappeler que le 1er 5 7 des Produits et services Malagasy  au Qubec aura lieu samedi prochain Montral.

 

Cest une belle occasion de se ctoyer et de rencontrer les responsables des organisations malagasy au Qubec. Des reprsentants de lAmbassade de Madagascar vont aussi tre prsents.

Vous pouvez achetez des produits sur place ou mme faire des transactions si vous le voulez.

 

Cest un vnement gratuit ouvert tout le monde et un cocktail ainsi que des mets Malagasy seront offerts en votre honneur.

 

Rendez-vous donc le

Samedi 5 dcembre 2009 prochain de 17h-19h

au restaurant malagasy TSAK TSAK

280 rue Beaubien est, Montral (QC) H2S1R6 

 

Pour toutes autres informations : entrepreneursmalagasy@...  

 

SAMEDI ET BONNE SEMAINE !

 

TSAK TSAK - EMADEX - CHOCOLAT D'AILLEURS - SJMC - IVONEA - MIKALNET-... 

                       

www.emadex.com www.chocolatdailleurs.ca www.tanora-canada.org www.ivonea.org www.mikalnet.com www.madagascar-embassy.ca


#9006 From: Fifohazana Malagasy Kanada <fifohazanamalagasykanada@...>
Date: Tue Dec 1, 2009 6:06 pm
Subject: Asam-pifohazana - Montréal - 05 desambra 2009 @ 2ora tolakandro‏
fifohazanama...
Send Email Send Email
 
Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo,
" Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, mba ho tanteraka ny olon'Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra.
(II Timoty 3 : 16-17).

 
Mampatsiahy antsika fa ny fotoam-pifohazana dia hatao @ Asabotsy 05 desambra 2009 ho avy izao @ 2ora tsy diso.

Toerana : "Ascension Lutheran Church 865 rue Jarry Ouest, Montreal, H3N 1G8 (plan)

 
Raha mila fanazavana fanampiny ianao na fanamarihana na zavatra hafa dia aza misalasala manoratra amin'ity emailaka ity:
 
Ny fiadanan'ny Tompo anie ho amintsika mandrakariva.
Ny mpandrindra.


Looking for the perfect gift? Give the gift of Flickr!

#9007 From: gasy miray <gasym1@...>
Date: Wed Dec 2, 2009 3:08 am
Subject: nouveau site Internet Gasy Miray
gasym1
Send Email Send Email
 
Bonjour tout le monde.
Juste pour vous dire que l'association Gasy Miray Qubec s'est dote d'un nouveau site Internet www.gasymiray.com .
Vous y trouverez des informations sur l'association ainsi que les photos de nos dernires activits comme le FAV ou l'AGlooween.
Merci
L'quipe de Gasy Miray


The new Internet Explorer 8 - Faster, safer, easier. Optimized for Yahoo! Get it Now for Free!

#9008 From: Rencontre Sportive Malagasy - RSM Qubec <rsm.quebec@...>
Date: Fri Dec 4, 2009 2:00 am
Subject: Invitation
rsm.quebec
Send Email Send Email
 
Bonjour,

Veuillez trouver ci-joint l'invitation pour notre soire de rveillon du 31 dcembre 2009.

Merci,

L'organisateur


Dcouvrez les styles qui font sensation sur Yahoo! Qubec Avatars

1 of 1 File(s)


#9009 From: "Service de communication" <communication@...>
Date: Fri Dec 4, 2009 1:38 pm
Subject: Les offres spciales Nol et fin danne sont en ligne!
emadexmada
Send Email Send Email
 

Bonjour, (an english message will follow)

Les offres spciales Nol et fin danne d'Emadex sont de retour avec plus de varits mais toujours quantit limite!

Elles sont disponibles du  04 au 21 dcembre 2009 et on procdera la livraison du 22 au 24 dcembre 2009 Midi.

Menu Canard complet + vin, Chocolat, Lecteur multimedia,....,EMADEX a mis en place diffrentes offres qui rpondront diffrents besoins.

Ceux qui commandent en premier auront le plus de choix de date de livraison car notre livraison journalire est limite. Premier arriv! Premier Servi!

Pour ceux qui sont au Qubec (Canada), nous vous invitons venir nous renconter au 1er 5 7 des Produits et services Malagasy  qui aura lieu demain Montral.

Ce sera aussi une belle occasion de se ctoyer et de rencontrer les responsables des organisations malagasy au Qubec.

Cest un vnement gratuit ouvert tout le monde et un cocktail ainsi que des mets Malagasy seront offerts en votre honneur.

Rendez-vous donc le

Samedi 5 dcembre 2009 prochain de 17h-19h

au restaurant malagasy TSAK TSAK

280 rue Beaubien est, Montral (QC) H2S1R6 

 

Toujours 100% Malagasy et ne dpend daucune multinationale.

        www.emadex.com

Modes de paiement : Carte de crdit, Paypal, Virement bancaire local, Cash et Mandat. Livraison en 24 heures ouvrables (sauf pour les rgions loignes). Plus de 3800 commandes traites!

 ==========================================================

English

Like every year, Emadex Christmas special offers are back with more variety but still in limited quantity. Your loved ones in Madagascar will be happy for receiving that!

The offers are available from December 04 to 21, 2009 and it will only upon delivery From December 22 to 24, 2009 at noon
Christmas log, Wine, ducks, turkeys, special Pack...., EMADEX has set up various offers to meet different needs. First come! First Served! 

Our popular standard offers are always available for your money transfer and products buying.

The popular money transfer in 1 click QUICK EMADEX is available as our standard offers money transfer and sale of products.

Always 100% Malagasy and not depend on any multinational.

Payment: Credit card, Paypal, Bank Transfer local Cash and Mandate. 1h-delivery or within 24 hours (except remote areas) , more than 3800 orders.


#9010 From: <entrepreneursmalagasy@...>
Date: Mon Dec 7, 2009 2:50 am
Subject: Remerciements pour le 5 7 Malagasy
entrepreneur...
Send Email Send Email
 

Bonjour tout le monde,

Les responsables des organisations Malagasy au Qubec tiennent vous remercier d'tre venu au  1er 5 7 des Produits et services Malagasy  qui a eu lieu samedi dernier Montral.

Merci galement aux diffrents responsables de l'Ambassade de Madagascar pour leurs soutiens.

Quelques photos de l'vnement sont ici.

Merci encore pour votre solidarit et la prochaine!

TSAK TSAK - EMADEX - CHOCOLAT D'AILLEURS - SJMC - IVONEA - MIKALNET-... 

                       

www.emadex.com www.chocolatdailleurs.ca www.tanora-canada.org www.ivonea.org www.mikalnet.com www.madagascar-embassy.ca


Messages 8980 - 9010 of 10205   Oldest  |  < Older  |  Newer >  |  Newest
Add to My Yahoo!      XML What's This?

Copyright 2010 Yahoo! Inc. All rights reserved.
Privacy Policy - Terms of Service - Guidelines NEW - Help